Fijerin’Atoa Rakotomanana Honoré

Mahaliana ny manaraka ny fijerin’Atoa Rakotomanana Honoré, filohan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana tany aloha, tamin’ny fahitalavitra MaTV, ny 18 aogositra 2013. Izaho rahateo dia naniry fanazavana bebe avy aminy satria tsy nahafapo ny filazany notaterin’ny mpanao gazety andro vitsivitsy izay.

Comments are closed.